Rainay izay any an-danitra, ho amasinina anie ny anaranao, Ho tonga anie ny fanjakanao, Atao anie ny sitraponao, Ety antany tahaka ny any andanitra, Omeo anay anio ny hanina sahaza ho anay, Mamela ny helokay tahaka ny amelanay izay meloka aminay, Aza mitondra anay amin'ny fankapanahy, Fa mamela anay amin'ny ratsy, Fa anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay AMEN.
Izany ny vavaka ataonay eto anatrehanao ry Trinité Masina ô , ho fangataham-pitahiana ho an'ny namanay izay any amin'ny Hôpitaly amin'izao ora izao. Anga anié Ianao hitantana ny diany, enga anié Ianao no hitsinjo ny ainy mba tsy hisy zavatra ratsy hitranga ary mba to tontosa soa amantsara izay rehetra kasaina atao. Mangataka aminao UIzahay Tompo ô. Alamino ny fiainanay, Azavao ny sainay ary arovy izahay, ho voninahitrao irrery ihany anié ny fiainanay, Anio ary Mandrakizay doria AMEN.
Almin'ny anaran-dRay sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina AMEN




